Toekarena

Atao Aro Tsimoka Aretina coronavirus Miara-miasa akaiky ny ketrika.com sy ny IMRA


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Ny institutions IMRA dia nanambara fa nahita fanafody azo avy amin’ireo raokándro Malagasy sy ny zavamaniry ho fanamafisana ireo hery fiarovana amin’ny vatan’ny olombelona

 

 

 

 

manoloana valan’áretina coronavirus ity  .Anisan' ny  vokatra vaovao  ny « Tisane ATA  izay marihina fa fanafody « ATAO ARO TSIMOKA ARETINA »IMRA izy ity .Ny zava-maniry ao anatiny, izay manan-karena flavonoides (antioxydants,vasculoprotecteur),ny terpenoides (antiseptique et antiviraux),ny alcoloides (antitussif,branchique) dia manampy betsaka amin’ny fiadiana amin'ny  coronavirus satria dia miaro ny olona tsy ho azon’ny koho-maina ,ny havizanana diso tafahoatra , sy ny fahasemporana  . Ny orinasa www.ketrika.com moa dia miara misa akaiky amin’ny institutions IMRA  ka tombony  amin’izany  dia afaka jifainao tsy tapaka 24 ora \ 24 ora ary 7 andro\7 andro   ao amin’ny tranokala www.ketrika.com ity vokatra vaovao ATA IMRA ity .Araky ny efa nahalalan –tsika ny www.ketrika.com hatrizay moa dia izy ireo ihany no manao ny "livraison" eny amin’ireo "point relais Vidy Varotra" rehetra ,na any amin’ny toeram-piasana, nefa ihany koa afaka misafidy ny livraison à proximité ny mpanjifa raha toa ka te hahazo ny entana eo no ho eo .

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT