Toekarena

Academy of Chocolate Nibata ny loka ny Vondrona Ramanandraibe


  • Talata 29 Desambra 2020

Ny Vondrona Ramanandraibe, tamin'ny alàlan'ny toeram-pambolena “cacao” Mava any Ambanja,

 

 no nahazo ny fifaninanana iraisam-pirenena Academy of Chocolate. Nahazo medaly volamena miisa telo ho an'ny “chocolat de pur terroir” avy any Mava ka isan` izany i Ambohimena, Ottange ary Maliolio. Marihana fa io toeram-pambolena Mava io no ngeza indrindra amin` ny fambolena Cacao eto Madagasikara. Mirefy 1 720 Ha izany ary manomboka eo Sambirano Ambony ka hatrany Sambirano Ambany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT