Niisa 11 ireo fifaninanana iraisam-pirenena nandraisan’ i Madagasikara anjara nandritra ity taona ity.
Azo lazaina fa tsara ny dingana vitan’ny XV Makis na teo amin’ny sokajy lahy na vavy. Toy izao ny dingana vitan’ i Madagasikara ho an’ity taom-pilalalaovana 2019 :
Sokajy lahy :
1- CAN Barthes (Zimbawe) : Tompondakan’i Afrika ny Makis Junior
2- CCCOI (Madagasikara) : Tompondaka ny FTM Manjakaray
3- CCCOI (Madagasikara) : Tompondaka lefitra ny COSFA
4- AROI U18 (Madagasikara) : Tompondaka lefitra
5- AROI U16 (Madagasikara) : Tompondaka
6- Champion d’Afrique en formation : Award en formation nandritra ny efa-taona
7- Lalaon’ny nosy 2019 (Maorisy) - Makis à 7 : medaly volamena
8- Rugby Afrika Men’s Sevens 2019 (Afrika Atsimo) : Laharana fahefatra
9- Fifanintsanana CAN 2019-2020 : Nandavo an’i Nigeria tamin’ny isa 63-03 ny XV Makis
Sokajy vavy
10- Can Rugby Feminin (Afrika Atsimo) : Laharana fahatelo
11- Rugby Afrika Women’s Sevens 2019 (Tonisia) : Laharana fahatelo
Marigny A.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.