Volley Ball

Hifindra any amin’ny Volero Le Canet i Marie Andriamaherizo


  • Alatsinainy 27 Mey 2024

Hifindra any amin’ny Volero Le Canet, Frantsa, i Marie Andriamaherizo,

mpilalao Volley ball teratany malagasy, 22 taona. Fanta-daza eran-tany eo amin'ny tontolon'ny Volley Ball moa ny tovovavy. Efa kapiteny federalin'ny Frantsa Avenir 2024 izy talohan'ny fiadiana ny ho tompon-dakan'ny Elite. taorian'izay izy dia tao amin'ny Ligue A nandritry ny taom-pilalaovana 2 farany. Hatreto dia tsy mizaka afa-tsy ny zom-pirenena frantsay i Marie Andriamaherizo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT