Sport

Volley-ball - Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7


  • Alarobia 19 Febroary 2020

Miditra amin’ny andro faha-5 ny fifanintsanana anio Efa miditra amin’ny andro faha-5 farany amin’ny

 

fifanintsanam-bondrona sahady anio alarobia 19 febroary ny fifaninanana Volley-ball  “Championnat des Clubs de la Cavb  Zône 7” tontosaina eto Madagasikara ankehitriny. Ao anatin’ny fandaharan-dalao harahina  dia efa hisy sahady ireo “match de classement” samihafa. Etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina avokoa no hanatanterahana ireo fihaonana rehetra amin’izany.

Fandaharan-dalao ho hita :

08:30-OCS # VMT (V)   ;  10:00-Classement : SDL  # QVC (L)  ;  11:30-Classement : TAB # ZAMFI CLUB (L)   ;  13:00-CAS # VCD (V)

14 :30-VSD # JNM (V)   ;   16:00-BIA # SDO (V)   ;  17:30-Classement : BVL # RAC (L)   

 

Ntsoavina Evariste

 

  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT