Sport

Utop andiany faha 14 Nisokatra omaly ny fisoratana anarana


  • Alakamisy 16 Febroary 2023

Nisokatra omaly ary hifarana ny 9 aprily 2023 izao ny fisoratana anarana amin’ilay hazakazaka ahafahan’ny rehetra mandray anjara antsoina hoe Ultra trail des Ô plateaux na Utop.

Andiany faha 14 izy ity, hoy ny fanazavan’ireo mpikarakara tetsy amin’ny Radisson blu Ambodivona omaly. Ny 12, 13, 14 mai izao moa no ho tanterahana ny fifaninanana. 7 karazana kosa ireo hazakazaka azo hifaninanana dia ny halavirana mirefy 126km, ny halavirana 70km, 40km, 35km, 22km, 10km, 4km. Na zaza, na ankizy, na tanora, na efa zokiolona, araka izany, hoy hatrany ny fanazavana, dia afaka mijery ny sokajy taona sahaza azy ao anatin’ity fifaninanana ity sy mandray anjara ihany koa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT