Tsipy kanetibe

Efa fantatra ireo hanao Mastes


  • Alatsinainy 27 Mey 2024

Nivoaka ny safidin'ny FSBM mkasika ireo mpilalao handray anjara amin'ny Mastes 2024.

Safidy vokatry ny fivondronana natao tany Antsirabe izay nijery ihany ireo olona afaka miaraka.Tapaka ary fa Hery Razafimahatratra izay efa tompondaka eran-tany no hitarika ity ekipa ity izay misy an'i Havana, Baloti ary Tselonina. Ity farany izay mpilalaon'ny BIC Ambohimahasoa moa efa mahita ny elakelan-trano any Frantsa ka inoana fa izy no hitari-dalana sady hitarika an'i Dokotera Zozo Rakotovazaha hanohana. Efa voatendry koa ireo efa-dahy hitety faritra hanao ny National. Nanou indray no lohany fa ao daholo ireo mahitsy toraka tia an'i Tiana Kely, Radoko ary Zigle. Mafy koa ireto fa tokony mba mifamoitsapa hery ihany alohan'ny hiondranana any Frantsa atsy ho atsy.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT