Sport

Tsipy kanetibe an’olon-droa miaraka Hisy fifaninanana anio ho fananomanana ny « Championnat 2019 »


  • Zoma 11 Janoary 2019

Ho fanomanana ny fiatrehana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 eo amin’ny taranja Tsipy kanetibe sokajy “Double Mixte”

 

 

 

  hahitana dingana 2 sy ny “Grande Finale” hotanterahina etsy amin’ny Paddock sy Cbt Mahamasina ny 26-27 janoary sy y 16-17 febroary ary 09-10 martsa 2019 ka hahazoan’izay tompondaka  hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany 2019 amin’ity sokajy ity any Espagne dia hisy anio sabotsy 12 sy rahampitso alahady 13 janoary 2019 fifaninanana fanomanana izany “Tournoi de pétanque” karakarain’ny Fmb “Federation Malagasy de boules” hotanterahina etsy amin’ny Cbt Mahamasina ka hahazoan’izay handresy medaly volamena sy “Tv Ecran Plat” ary medaly volafotsy sy Rice cooker kosa ho an’izay resy eo amin’ny lalao famaranana. Ireo ekipa olon-droa miaraka 2 resy teo amin’ny ankatoky ny famaranana kosa dia samy hotolorana medaly alimo sy fera fipasoahana 2 avy.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT