Sport

Trophée Barthes U-20 édition 2018 Namibie sy Tonizia no nahery


  • Alakamisy 05 Aprily 2018

Tontosa avokoa ny fifaninanana Rugby XV Trophée Barthès 2018 ho an’ny Groupe Nord nisy an’i Tunisie, Sénégal, Côte d’Ivoire ary Maroc sy ny Groupe Sud nahitana an’i Namibie, Madagascar, Kenya ary Zimbabwé.

 

Ho an’ny Groupe Sud  notontosaina tany Namibie ny 28-31Martsa dia nihamina tamin’ny toerana faha-4 ny Makis  U-20 Malagasy rehefa resin’i Zimbabwé 100-15 teo amin’ny lalao fiadian-toerana. I Namibie nandresy an’i Kenya 37-18 no tompondaka tao amin’ny Groupe Sud tamin’ity fifaninanana ity. I Tonizia nandavo an’i Sénégal 11-8 kosa no tompondakan’ny Zone Nord ary i Côte d’Ivoire nandresy an’i Maroc 11-5 kosa no nitana ny laharana faha-3. Marihina fa resy hatrany ny Makis de Madagascar U 20 tamin’ity fifaninanan ity fa lavon’i Kenya 51-13 ary mbola lavon’i Zimbabwé 100-15 ihany koa.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT