Sport

Tournoi Rugby à 7 A.R.O.I U 16 sy U18 Nahery ny lehilahy Malagasy sy ny vehivavy Reonioney


  • Alatsinainy 02 Martsa 2020

Ny ekipa Malagasy no nahery teo amin’ny sokajy U 16 sy 18 lehilahy ary ny ekipa Reonioney kosa teo amin’ny U 18 vehivavy tamin’ny

 

fifaninanana Tournoi de rugby à 7 A.R.O.I U 16 sy U 18 notontosaina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka tamin’ny zoma 28 sy sabotsy 29 febroary 2020 teo ka nandraisan’i La Réunion sy Maurice ary Mayotte sy Madagacar mpampiantrano anjara. Marihana fa nanatrika ny fihaonana ny mpitantana rugby à 7 any Comores ka nanambara tamin’ny tompon’andraikitra ampahibemaso fa anisan’ny handray anjara amin’ny andiany manaraka amin’ity Tournoi ity ny ekipa avy any amin-dry zareo.

 

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT