Sport

Tompondakan’i Madagasikara amin’ny Cross Country Marthe Ralisinirina sy Mampitraotse no tafita ho any Lomé Togo


  • Alatsinainy 10 Febroary 2020

Tontosa tamin’ny sabotsy 08 febroary teo tany amin’ny Parc de L’Est Antsirabe ny fifaninanana atletisma fiadiana ny ho

 

 

 

tompondakan’i Madagasikara amin’ny Cross Country. Fantatra taorian’ny fifaninanana fa  i Marthe Ralisinirina (3Fb Analamanga) sy i Mampitraotse (Cospn Boeny) no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika voalohany eo amin’ny Cross Country izay hotontosaina any Lomé Togo amin’ny 8 aprily 2020 ho avy izao.

Ireo Vokatra azo tany Antsirabe :

Relais mixte : 1°- Cospn 1 , 2°- Cnaps, 3°- Cospn

10 km hommes par équipes : 1°-AC Crown Vakinankaratra (20 points),  2°- Cospn Analamanga (37 points), 3°-ASPTT Analamanga (58 points)

10 km seniors dames : 1er : Marthe Ralisinirina (3FB Analamanga) 41 mn 13 s, 2-Mbolatiana Ramiandrisoa (Cnaps Analampanga)43mn 03s, 3e-Sidonie Randrianarivelo (3FANS) 44mn 41 s

10 km seniors homes : 1°- Mampitraotse (Cospn Boeny) 33 mn 29 s,  2°- Jean Claude Rakotonirina (AC Crown Vakinankaratra) 33 mn 40s, 3°--Hajanirina (AC Crown Vakinankaratra ) 34mn 17s

6km-U18 Garçons  :1°-Jean Michel Rakotoarisoa, 3Fans Analamanga (21 mn 19 sec),  2°-Antonia Andrianantenaina CAAM Amoron’i Mania (21 mn 21 sec) 3°-Martin Randrianirina, TAF Analamanga (21 mn 21 sec)

5km-U16 Garcon : 1°-Lazanirina Rakotomalala, ABCA Amoron’i Mania (18 mn 16 sec) 2°-Jean Jacques Ranaivomanantsoa, ASJA AC Vakinankaratra (18 mn 25 sec) 3°-Tolojanahary, AJAC Analamanga (18 mn 31 sec)

5km- U18 Filles : 1°-Anna Tefiarisoa, CAA Bongolava (20 mn 30 sec) 2°- Santatra Razafindramaro, 3Fans Analamanga (21 mn 32 sec) 3°-Josiah Raharinantenaina, ADM Itasy (21 mn 32 sec)

4km-U16 Filles : 1°-Marie Tsiresy Razananoro, CNaPS Analamanga (15 mn 22 sec) 2°-Juliana Ranaivoson, 3Fans Analamanga (16 mn 31 sec) 3°-Haingotiana Razafindrabe, ASAA Analamanga (16 mn 57 sec)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT