Sport

Tompondakan’i Afrika amin’ny fampiadiana sandry Nitondra medaly miisa 5 nody ny malagasy


  • Alatsinainy 25 Jolay 2022

Nitondra medaly miisa 5 nody ny malagasy hany nandray anjara tamin’ny tompondakan’I Afrika amin’ny fampiadiana sandry na ‘’Bras de fer” andiany faha 11, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.

Medaly volafotsy miisa 3 ary alimo 2. Ny 2 tamin’ireo volafotsy ireo dia norombahan’i Herilala Rakotonkaina ho an’ny sokajin-danja 100kg ankavia ary ho an’ny sokajim-pifaninanana “Master”. Tompondaka lefitra toa azy ary nahazo ny medaly volafotsy iray ihany koa I Tahina Étienne izay tao amin’ny sokajy zokiny na “sénior’’ ho an’ny sokajin-danja 75kg.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT