Tojo Nirina kely

Tokony higadona ao amin’ny AS Jeanne d’Arc anio


  • Alatsinainy 05 Febroary 2024

Anio alatsinainy no tokony higadona ao amin’ny kliobany vaovao

dia ny AS Jeanne d'Arc ilay lohalaharana malagasy, Rabodoharisoa Tojo Nirina na Tojo Nirina kely, araka ny fahafantaran’ireo mpankafy baolina kitra malagasy azy. Azo lazaina ho isan’ny efa mahazo volon-tany amin’ny filàna ravinahitra ao amin’ny nosy rahavavy, La Reunion, ny lehilahy satria nialohan’ity fifanarahana vaovao ity moa ny tenany dia nilalao tao amin’ny Sainte Rose. Nandalo kely teto an-tanindrazana izy taorian’izay ary dia hiaraka hilalao amin'i Theodin Ramanjary, izay vodilaharana vao nifindra any amin’ity klioba ity ihany koa ny voalohan'ity taona 2024 ity izany ny tenany manomboka izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT