Sport

Thb Champions League Malagasy Montsan’ny Fosa Juniors Boeny 12-0 ny Fca Alaotra Mangoro


  • Sabotsy 14 Jolay 2018

Nisongadina indrindra tamin’ireo vokatra azo teo amin’ny andro voalohan’ny “Thb Champions League Malagasy” dingana faha-2 notontosaina tany Fianarantsoa sy tetsy Vontovorona omaly zoma 13 jolay 2018 ny nanamontsanan’ny Fosa Juniors Boeny 12-0 ny Fca

 

Alaotra Mangoro :

Elgeco Plus Analamanga  2 - 2  Jet Mada Itasy I  ;   Tam Port Berger Sofia - Mtm Melaky (Forfait)  ;   Fosa Juniors Boeny  12 - 0 Fca Alaotra Mangoro   ;

Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony  1 – 0  Fils d’elephant Anosy  ;  Cnaps Sport Itasy II   3  -  0  Fc Vakinankaratra Cua Vakinankaratra  ;   3Fb Atsimo Andrefana  1 – 3  Ajesaia Bongolava

 

Ntsoavina Evariste         

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT