Sport

Thb Champions League Malagasy Montsan’ny Ajesaia Bongolava 11-0 ny Fils d’Elephant Anosy


  • Alakamisy 19 Jolay 2018

Niavaka indray omaly alarobia 18 jolay teo amin’ireo vokatry ny lalao baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018,

 

 andro faha-3 amin’ny dingana faha-2 notontosaina teny Vontovorona sy tany Fianarantsoa ny nanamontsanan’ny Ajesaia Bongolava ny ekipan’ny Fils d’Elephant Anosy tamin’ny isa 11-0 ka i Rojo no nampiditra ny baolina 9 tamin’ireo. Montsan’ny ny Fosa Juniors 5-1 koa ny Tam Port Berger Sofia.

 

Fca Alaotra Mangoro 1  -  4 jet Mada Itasy   ;  Fosa Juniors 5  -  1 Tam  Port Berger  Sofia  

 

Fc Vakinankaratra 2  -   1 Akon’Ambatomena M/Ambony   ;   Ajesaia Bongolava  11 – 0  Fils d’Elephant Anosy   ;  Cnaps Sport Itasy  3 -  1  3Fb Ats/Andrefana

 

Ntsoavina Evariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT