Sport

« Thb Champion’s League Malagasy » Mitarika ny Fc Zanakala any Fianarantsoa


  • Talata 12 Martsa 2019

Mitarika ao amin’ny vondrona C milalao any Fianarantsoa ny Zanakala Fc (M/Ambony) manana isa 6 (+11) arahin’ny CNaPS Sport isa 6 (+10). Faha-3 nny FcVaknà isa 6 (+5).

 

 Mitana ny laharana  3 farany kosa samy tsy mbola manana isa ny As Fitafa sy ny Fc Grand Menabe ary AS Jofama taorian’ny andro faha-2 notontosaina tamin’ny alahady 10 martsa tao amin’ny kianjan’Ampasambazaha ka nahazoana ny vokatra : CNaPS Sport 6 – 1 As Fitafa ; Zanakala Fc 8-0 As Jofama : Fc Vakinankaratra 2 – 1 Fc Grand S/E. 4 ireo mpilalao nahafiditra baolina 3 avy dia i Romuald sy Jacquot (Cnaps Sport) ary Elysé sy Fabien (Fc Vakinankaratra).

 

Andro faha-2 kianja monisipalin’i Toamasina : As Adema 2 – 1 V.A ; Fc Tia kitra 1 – 0 Club M

Tany Andaboly Toliara kosa ny vokatra : Ilakaka 0 – 0 Vfm  ; Dcf 1 – 0 As Rondroho  ; 3Fb A/A  0 - 0 Cosfa .

Andro voalohany kianja Rabemanjara Mahajanga : Jsms 1 – 1 Tam ; Fosa Jr 8 – 0 Jsa.

 

Rahampitso alarobia no andro faha-3 amin’ity fifaninanana ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT