Miditra amin’ny andro faha-2 anio alarobia 4 martsa 2020 ny fifaninanana baolina kitra « Thb Champions League Malagasy 2020
ka any Mahajanga dia hifampitana ao amin’ny vondrona A amin’ny 10:00 ny Fc Lorient SAVA sy Fc Justice Sofia, amin’ny 12:00 ny Tsaramandroso Format° Boeny sy Mtm Melaky ary amin’ny 14:00 ny Ased DIANA sy Mama Fc Betsiboka. Any Toamasina kosa ho an’ny vondrona B amin’ny 10:00-Hzam Amparafaravola Alaotra Mangoro # Kintana Fc Itasy, 12:00- Fc Ambatosoa Analanjirofo # Five Fc Analamanga II, 14:00-As Fortior Atsinanana # Fc Vakinankaratra. Any Fianarantsoa ho an’ny vondrona C amin’ny 10:00-Fomela Matsiatra Ambony # Fc Anjando Androy, 12:00-Asmo Amboasary Anosy # Aigle Noir Ihorombe, 14:00-As Fitafa Atsimo Atsinanana # Jfc Atsimo Andrefana. Etsy Carion amin’ny 10:00-Fc Zanagasy V7V # Ffam Amoron’i Mania, 12:00-Zam Ascut Bongolava # Fc Grand Mahabo Menabe, 15:00-Uscafoot Analamanga # Disciples Fc Vakinankaratra II.
Voka-dalao andro voalohany tamin’ny sabotsy 28 febroary sy alahady 1 martsa :
Vondrona A kianja Rabemananjara Mahajanga
MAMA FC 2 – 0 MTM ; TSARAMANDROSO FORM° 2 – 1 FC JUSTICE ; ASED 1 – 2 FC JUSTICE ; TSARAMANDROSO FORM° 2 – 0 MAMA FC
Vondrona B kianja Barikadimy Toamasina
HZAM AMPARAFARAVOLA 0 – 2 FIVE FC ; KINTANA FC 2 – 3 FC VAKINANKARATRA. FC AMBATOSOA 2 – 2 KINTANA FC ; HZAM AMPARAFARAVOLA 1 – 2 FC VAKINANKARATRA ; AS FORTIOR 1 – 3 FIVE FC
Vondrona C kianja Ampasambazaha Fianarantsoa
AIGLE NOIR 0 – 1 JFC ; FOMELA 1 – 0 AS FITAFA ; FC ANJADO 1 – 5 ASMO AMBOASARARY
Vondrona D kianja Ctn Carion Antananarivo
DISCIPLES FC 5 – 1 FC GRAND MAHABO ; FC ZANAGASY 8 – 2 ZAM ASCUT ; USCAFOOT 8 – 0 FFAM ; USCAFOOT 6 – 0 ZAM ASCUT ; FFAM 3 – 7 DISCIPLES FC
FC ZANAGASY 3 – 1 FC GRAND MAHABO
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.