Sport

Thb Champions League Malagasy 2018 Lavon’ny Tam Port Berger 2-1 ny Elgeco Plus


  • Alatsinainy 16 Jolay 2018

Nisongadina indrindra teo amin’ireo vokatry ny lalao andro faha-2 ny “Thb Champions League Malagasy” notontosaina tany Fianarantsoa sy tetsy Vontovorona ny faharesen’ny Elgeco Plus nanoloana ny Tam Port Berger Sofia ary koa ny fahalavoan’ny Jet Mada Itasy nanoloana ny Fosa Juniors Boeny.

 

Vokatra azo teny Vontovorona tamin’io andro faha-2 io :

Jet Mada Itasy  0 – 1  Fsosa Juniors Boeny   :  Elegco Plus Analamanga  1 - 2 Tam Port Berger Sofia

 

Vokatra azo tany Fianarantsoa :

CNaPS Sport Itasy   6 - 0  Fils d’elephant  Anosy   ;  3Fb Atsimo Andrefana  1 - 0   Fc Vakinankaratra    ;  Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony  0  -  2   Ajesaia Bongolava

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT