Sport

Thb Champions League 2019 Nirava ady sahala ny CNaPS Sport sy As Adema omaly


  • Alatsinainy 01 Aprily 2019

Nirava ady sahala 0-0 ny CNaPS Sport Itasy sy ny As Adema Analamanga omaly alahady 31 martsa 2019 teo amin’ny dingana faharoa andro voalohan’ny fifaninanana baolina kitra “Champions League Malagasy 2019” dingana faharoa.

 

 

 

 Ireo vokatra azo tany amin’ny kianja hafa : Zanakala Fc Matsiatra.Ambony 3-0 Fca Ilakaka Ihorombe, Fosa Juniors Boeny 2-0 3Fb Atsimo Andrefana, As jet Mada Analamanga 0-0 Ajesaia Bongolava. Amin’ny 13 sy 14 aprily 2019 no andro faha-2 amin’ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

CNaPS Sport tetsy Mahamasina omaly (Sary Rakotobe Michel)  

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT