Sport

Teny hoe “Alefa” Lasa tsiriritin’ny afrikanina


  • Alatsinainy 01 Jolay 2019

Alefa Tunisie, Alefa Benin, Alefa Algerie, Alefa RDC sy ny hafa marobe.

 

 

Izany amin’izao fotoana izao no lasa miranty any amin’ireo tambajotran-tseraseran’ireo firenena maro eto Afrika mandray anjara amin’ny CAN 2019 atao atsy Ejipta. Lasa tsiriritin’ny afrikanina ny teny hoe “Alefa” izay entin’ny Malagasy manohana ny ekipam-pirenen’ny baolina kitrany ary mandritra ity andro fahatelo farany amin’ny fifanitsanana isam-bondron’ny tompondakan’i afrika amin’ny baolina kitra ity aza angamba dia hisy hitondra sora-baventy misy io teny io mihitsy ny mpanohana ekipa afrikanina hafa. Mahatsikaiky mahafinaritra !

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT