Tennis

Nanao poa-droa i Mialy Ranaivo


  • Alakamisy 31 Aogositra 2023

Andron'ny Mialy ny omaly tetsy Ambohidahy. Raha nipetraka nijery i Mialy Rajoelina,

tetsy ambany kosa dia nanao ny ainy tsy ho zavatra i Mialy Ranaivo raha nanilika an'i Pauline Payet tamin'ny seta 2 noho 0. Tena niady io seta faharoa io satria nifandimby nitarika ny mpilalao saingy noho ny fanohanan'ny mpijery dia resin'i Mialy ihany.Medaly volamena faharoa azon'i Mialy Ranaivo satria talohan'izay dia efa nahazo izy raha niaraka tamin'i Mitia Voavy.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT