Tennis

Lasa adin'ny Malagasy sy La Réunion


  • Zoma 01 Septambra 2023

Tapitra ny tennis teo amin'ny Lalaon'ny Nosy. Samy nanana ny mahamafy azy na Madagasikara na La Réunion.

Ity farany moa dia manana an'i Florent Bax ka nahazo ny volamena teo amin'ny olon-tokana raha nanilika an'i Toky Ranaivo. Mbola nandresy koa i Bax teo amin'ny olon-droa miaraka.Tsy nisy valaka amin'izay nataon'i Florent Bax izay no nataon'i Mialy Ranaivo. Lasany ny olon-tokana fa mbola azony koa n'y olon-droa raha niaraka tamin'i Mitia Voavy izy.Teo amin'ny isan-tarika dia lasan'i La Réunion ny volamena.
Clément RABARY

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT