Sport

Tenisy Tompondakan’i Afrika Australe U 14 sy U 16 Nanomboka omaly any Windhoek-Namibie


  • Zoma 10 Janoary 2020

Nanomboka omaly alakamisy 9 janoary 2020 ka haharitra hatramin’ny alahady 19 janoary 2020 izao ny fifaninanana fiadiana ny ho

 

tompondakan’ny faritra Afrika Australe eo amin’ny taranja tenisy sokajy U 14 sy 16 zatovolahy sy zatovovavy. Tamin’ny alarobia 8 janoary 2020 teo ny delegasiona Malagasy notarihan’ny Coach Dina Razafimahatratra ary ahitana mpilalao 9 mianadahy no niala teto an-tanindrazana nihazo an’i Windhoek Namibie rehefa nandalo tany Nairobi Kenya sy tany  Johannesburg Afrika Atsimo.

U14 zazalahy : -Mahefa Rakotomalala, -Tody Avo Rajaobelina, -Tefy Ranja Rabarijaona

U14 zazavavy : -Miotisoa Rasendra, -Ravaka Ramanantoanina, -Harena Voaviandraina

U16 zazavavy : -Safidisoa Nomenjanahary, -Randy Rakotoarilala

U16 zazalahy : -Sampras Rakotondrainibe

Coach : Dina Razafimahatratra

 

Ntsoavina Evariste  

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT