Sport

Telma Coupe de Madagascar Hangotraka ny manasa-dalana


  • Alatsinainy 02 Aogositra 2021

Ny alarobia 4 aogositra izao no ho tontosaina eny amin’ny kianjan’ny Elgeco plus By Pass ny manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara eo amin’ny taranja baolina kitra na

 « Telma Coupe de Madagascar ». Lalao miisa 2 avy hatrany, araka izany, no ho tontosaina eny an-toerana. Hanokatra izany amin’ny 12 ora tolakandro ny fihaonana eo amin’ny CS-DFC sy ny ekipan’ny kaominin’Antananarivo renivohitra n any USCAFOOT. Amin’ny 2 ora sasany kosa ny fihaonana eo amin’ny CFFA sy ny tompon-jaridaina na ny Elgeco plus. Inoana fa hangotraka, araka izany, ity manasa-dalana ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT