Telma Coupe de Madagascar 1

16n-dàlana Saika tafakatra avokoa ireo ekipa vaventy


  • Alatsinainy 08 Aprily 2019

Nahazoam-bokatra feno ny lalao ampaha-16-ndalan’ny fifaninanana Telma Coupe de Madagascar 2019 natao ny zoma 05 sy sabotsy 06 ary alahady 07 aprily 2019 ka nahitana fa tafavoaka avokoa ireo ekipa vaventy rehetra :

 

 

 

As Stando Disciples Vaknà 1 – 0 Fckb Boeny,  Fosa Juniors Boeny 4 -0 Tsaramandroso F° Boeny, Cnaps Sport Itasy 2 – 1 Cf Tfc A/Manga, Jet Mada A/Manga 1 – 0  Fc Mama A/Manga,  Fc Viva A/Manga 1 – 2  Cffa A/Manga, Uscafoot A/Manga 1 -0  Cospn A/Manga, Five Fc A/Manga 0 – 1 Jet Mada Itasy, Hzam A/ Mangoro 1 – 0 Va A/Mangoro,   Costm A/ Andrefana  2 – 0 Comato A/Andrefana, Elgeco A/Manga 3 – 2  Mmm A/nanana, As Fortior A/nanana 1 – 0 Fifafifi A/nanana, Le Relais Sport M/Ambony  0 – 1 Fc Black Star V7V, Fomela Club M/Ambony 1 – 2 Fca Ilakaka Ihorombe, 3Fb Vohipeno 0 – 1 Fc Zanakala M/Ambony.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT