Taranja Tennis

Tonga eto an-tanindrazana i Miary Zo Rakotondramboa


  • Zoma 13 Oktobra 2023

Izany no tenin'i Miary Zo Rakotondramboa, ilay efa tompondakan'i Madagasikara sokajy

zandriny ary nisafidy ho any Frantsa hanohy ny tantarany. Mbola milalao ary voakilasy 1/6 izany hoe tena mbola mafy saingy tsy nionona teo izay fa niofana ho mpanazatra ary manana ny diplaoma frantsay izay nahafany mampianatra ireo katita frantsay voafidy ao amin'ilay antsoina hoe Pôle Espoir. Tsy nihanona teo anefa i Miary Zo Rakotondramboa fa nanao hetsika hanampina ny tennis malagasy ka nanangona fitaovana marobe ho zarainy aty Madagasikara. Ny dia atao hoy izy ary ny lalana makany Mahaviky ka dia nanapa-kevitra koa izy hitondra ireo teknisianina frantsay namany hanatanteraka fampiofanana any amin'ireo tanana maro eto Madagasikara. Antsirabe no hanomboka izany ny 23, 24 ary 25 oktobra izao.Fihetsika tena maha te hidera izao ataon'i Miary Zo izao ary mila alain'ireo mila ravinahitra any ivelany tahaka. Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT