Sport

TAPANY Hazakazaka fiarakodia


  • Sabotsy 10 Septambra 2016

Taorian’ny “Rallye du Boeny” ny volana aogositra lasa teo dia hangotraka indray ny fifaninanana hazakazaka fiarakodia hatao eny Ambohimalaza anio sabotsy 10 septambra.

 Hotontosaina amin’ity tontolo andro ity mantsy ny andiany faha-2 amin’ny Rallye D-Max izay tafiditra ao anatin’ny dingana faha-5 amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’I Madagasikara. Samy hampiseho ny talentany indray izany ireo mpiangaly ity taranja ity.

BEKILY

Tsara ny vokatry ny fanadinana bakalorea tany amin’ny distrikan’I Bekily tamin’ity, nahatratra 86%. Efa mandeha ny RNM any an-toerana fa ny TVM no mbola mikatso. Efa manomboka koa ny hain-tany ka hatahorana ny kere. Ny delestazy tsy miova.  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT