Sport

Taorian’ny RIM andian’ny faha-41 Azon'i Rivo ihany koa ny “Ambohimalaza Time Attack"


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Norombahin'i Rivo aina Randrianarivony nitondra ny moto marika Yamaha R1

 

 

indray ny laharana voalohany tamin'ny filaharana ankapobeny nandritra ny "Ambohimalaza Time Attack" omaly alahady. Fifaninanana manamory moto izay notontosaina teny Imerikiasinina tamin'iny faran’ny herinandro iny. Tao anatin'ny fe-potoana 2 minitra sy 5 segondra sy 9 am-pahazatony no namitany ny halavirana 4km nifaninanana. Marihina fa vao tapa-bolana izay dia mbola izy sy I Ando rahalahiny ihany koa voalohany tamin'ny “Rallye International de Madagascar” na ny RIM andiany faha-41 notontosaina teto Antananarivo, tamin’ny alalan’ny fiara marika Subaru Impreza.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT