Sport

Taninketsan’ny Barea Hotilian’ny manampahaizana eny amin’ny fokontany


  • Alatsinainy 04 Martsa 2019

Vita ny sabotsy teo tetsy amin’ny Dome Ankorondrano ny antsapaka nisarihana ireo ekipa miisa 80 eo tsara vintana teto amin’ireo boriborintany miisa 6 enina eto Antananarivo handray

 

anjara amin’ilay fifaninanana baolina kitra ho an’ny katitakely na M’foot fokontany. Araka ny fanazavan’ny filohan’ny Alefa Barea, Lova Rasamimanana, antony nikarakarana ny hetsika ny hahafahan’ireo manampahaizana eo amin’ny tontolon’ny kitra iraisampirenena ho taninketsan’ny ekipam-pirenena atsy ho atsy na ny Barean’i Madagasikara. Izao dia efa mila omanina ny hoavin’ny kitra Malagasy fa tsy rehefa any anaty ekipam-pirenena akory. Mila tontosaina ihany koa ny fanorenana ifoton’ny baolina kitra Malagasy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT