Taekwon-do ITF

Niatrika fanadinana fisondrontana «grade»


  • Alatsinainy 02 Jona 2025

Vory lanona teny amin’ny EKAR Analamahitsy ny 31 may teo ny fianakaviamben'ny

mpikatroka taranja haiady Taekwon-do ITF union, raha ny fampitam-baovao voaray. Niatrika ny fanadinana fisondrontana lenta na «grade» ny mpianatry ny Tia 2, izay sampana iray eo anivon’ity fianakaviambe ity, raha ny fanazavàna. An-jatony ireo mpianatra ary tonga maro teny an-toerana ihany koa ireo ray aman-dreny. Fotoana koa izy ity nihaonan'ireo mpikatroka tranainy sy ireo mpitarika ankehitriny, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany. Nangonin’i
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT