Sport

Sylvio Ouassiero Mpilalao vaovao hanatevina ny Barea


  • Talata 28 Aprily 2020

25 taona i Sylvio OUASSIERO mpilalao vaovao izay vao nantson'ny mpanazatra Nicolas Dupuis hanatevin-daharana ny Barean’i Madagasikara indray.

 

 

 

Vodilaharana “polyvalent”t ny lehilahy (“Latéral” havia na havanana dia mety aminy daholo. Mpilalao ao amin’ny CS FOLA ESCH ekipa D-1 any Luxembourg izy. Araka nolazain'i Nicolas Dupuis dia io toerana “latéral” io no tsy ampy ho an'i Barea. Talohan'izao dia efa nilalao tao amin'ny U17 sy U18 ary U20 tao amin'ny ekipam-pirenen'i Frantsay izy ary mazava loatra mizaka ny zom-pirenena Malagasy marindrano izy matoa nantsoin’ny mpanazatra hanatevin-daharana ny Barea.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT