Sport

Supercoupe d’Espagne 2019-2020 Lavon’ny Real Madrid ny Atletico Madrid


  • Alatsinainy 13 Janoary 2020

Tontosa tao amin’ny kianja Stade Roi-Abdallah de Djeddah any Arabie Saoudite ny lalao « Supercoupe d'Espagne de football 2019-2020 » andiany faha-36

 

nifanandrinan’ny  ekipan’ny Atlético de Madrid tamin’ny Real Madrid izay fampiharana voalohany ny fandraisana anjaran’ireo ekipa 4 sangany any Espagne tamin’ny taom-pilalaovana 2019-2020 araka ny fanampahan-kevitry ny « Fédération espagnole de football » tamin’ny volana febroary taona 2019 lasa teo.  Norombahin’ny Real de Madrid notantanan’ny mpanazatra Zinédine Zidane ity amboara ity rehefa nandresy mazava ny tariky ny mpanazatra Diego Simeone tamin’ny Tirs au but 4-1 ry zareo. 0-0 no nisarahan’nyroa tonta teo amin’ny 120 minitra nilalaovana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT