Sport

Sport auto moto scooter Manana ny toerany ao Toamasina


  • Alakamisy 08 Mey 2014

Tratra ny tanjona ho an’ny FTTSAT na ny Fikambanan’ny Tanora Tia Sport Auto moto Toamasina, tamin’ilay festival notanterahin’izy ireo ny faran’ny herinandro teo tao Toamasina tampon-tanàna.

 Nosantarina tamin’ny fitondrana moto nitety tanàna, Tuning sy fampisehoana hakingana samihafa ary Gymkhana, teo anoloan’ny lapan’ny tanàna. Hetsika natao teo ambany fiahian’ny foibem-paritra miahy ny tanora sy ny fanatanjahantena mba ho fametrahana amin’ny toerany ny lazan’ny "sport auto moto scooter" ka ifehezana mba hiditra lalina amin’ny fanaovana fifaninanana ny mpanamora ny hetsika atao izao ka mba hahay hikajy ny tontolon’ny moto scooter  raha araka ny fanazavan’Atoa Razafindrahaba Laurent filohan’ity fikambanana FTTSAT ity. Ny taona 2013 no tena nilofo tamin’ity lafiny ity ny fikambanana raha efa nampalaza azy ireo ny hetsika toy ny Run fiara sy moto lehibe hatramin’ny taona 2000 niforonany. Tanjona atsy ho atsy ny hananganan’izy ireo ligy sy hifandray amin’ny rafitra nasionaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

  • Raikitra ny « FIBA 3x3
  • Alakamisy 12 Martsa 2026

Champions Cup 2026 » Australie sy Etazonia no hidona

  • FIKAMBANANA PORTE BONHEUR
  • Talata 10 Martsa 2026

Hitily maimaimpoana ny

  • Disadisa eo amin'ny
  • Zoma 06 Martsa 2026

taranja ady totohondry

  • Barean'i Madagasikara
  • Alarobia 04 Martsa 2026

Hiatrika lalao ara-piralahiana miisa 2, raha kely

Hijery ny tohiny
FTT