Sonny Laiton

Mety hifindra any Espagne


  • Alatsinainy 27 Mey 2024

Mandeha ny feo fa liana amin’ilay mpiandry tsatoby malagasy, Sonny Laiton, ny Valladolid,

divizionina faharoa any Espagne eo amin’ny taranja baolina kitra. Ity klioba ity dia nitana laharana faharoa ny taom-pilalaovana farany teo ary hiakatra divizionina voalohany na ny Liga. Efa fantatra ihany koa fa eo am-pitadiavana mpiandry tsatoby tompon-toerana ankehitriny ity klioba ity. Andrasana aloha, araka izany, ny mety ho tohiny fa dia heverina kosa fa vaovao isan’ny mahafaly eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra malagasy ny tahaka izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT