Sport

Seksion’ny Basikety Ambohidratrimo Hifarana ny Basket Be andiany voalohany


  • Alakamisy 27 Desambra 2018

Hifarana amin’ny sabotsy 29 desambra 2018 izao, eny amin’ny kianja RFI Ivato Areoport, ny fifaninanana BASKET BE 2018 ANDIANY VOALOHANY nokarakarain’ny SBBA “Seksion’ny Basket Ball Ambohidratrimo” tarihan’ny filohany, Rajoelimanantsoa Fidson Phaelien.

 

 

 

Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ireo famaranana rehetra amin’io andro sabotsy io ka ny sokajy U 12 zazavavy no hanokatra izany ary hofaranan’ny sokajy senior lehilahy any amin’ny 6 ora hariva any ho any.

8h : U12F - ASF #  LUCADRO

9h : U12G - COSBAIMI # FANDREFIALA

10h : U14F - LUCADRO # ASF

11h : U14G - DTSC1 # FANDREFIALA

       12h : REMISE DES TROPHÉES

13h : VET D: MMBC # TEAM PLAYLISTE

14h15 : SEN H- LUCADRO # ASF

15h30 : VET H: ANKARANA # SÉLECTION IVATO

16h45 : VET H- BCR # FOBB

18h : SENIOR H - ESCA PARA # ASB

       20h : FIZARANA OMBY MATAVY

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT