Sport

Rugby - Women 7's Mitohy ny fanomanana ny Lalao Olympika 2021


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Nitohy omaly alahady ny andro faharoa ho an` ny fifananana rugby ho an` ny olona fito (Rugby à 7),

 

 Women 7`s, sokajy vehivavy, tetsy amin`ny Kianja Makis Andohatapenaka. Nandritra ny andro voalohany dia mitarika vonjimaika ny vondrona misy azy ny FTM, ny RCTS, ny 3FB ary ny SCB. Tanjona amin'ny fifaninanana ny fanomanana ireo mpilalao mialohan'ny fanentanana ho an'ny Lalao Olympika 2021 any Tokyo.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT