Sport

Rugby vehivavy Any Tonizia ny Malagasy


  • Zoma 13 Oktobra 2023

Nanainga omaly hihazo any Tonizia ny mpilalao rugby vehivavy lalaovin'olona fito.

Tafiditra amin'ny fifanintsanana amin'ny Lalao Olimpika any Frantsa 2024. 12 vavy izy no nandeha ary Razily (3FB) no mpanazatra.Ny filohan'ny Malagasy Rugby no mitarika ny delegasiona amn'ity ady sarotra ity. Iray ihany mantsy no ho tafita amin'ireo valo mifaninana ao amin'ny kianja Mustafa Ben Jannel ao Monastir. Ankoatra ny Malagasy dia ao i Afrika Atsimo, ny Tonizianina, Kenya, Ouganda, Ghana, Zambia ary Zimbabwe. Maozatra no miandry ny Makis saingy ilaina ihany ny fihaonana toa itony ahafahana mandrefy ny lalana.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT