Sport

Rugby teny amin’ny kianjan’ny ANS Ny Fta, Rczami, Rcva ary ny Jra no tafita amin’ny manasa-dalana


  • Alatsinainy 13 Janoary 2020

Nahazoam-bokatra ny lalao rugby à XV lalao 1/4-dalana sokajy D-2 notontosaina tetsy amin’ny kianjan’ny Ans Ampefiloha omaly alahady

12 janoary 2019 izay nokarakarain’ny “Commission Section Tanà Ville Rugby” tarihan’ny filohany, Atoa Prosper. Tafakatra amin’ny lalao manasa-dalana izay hotanterahina ny 19 janoary 2019 ho avy izao izay hotontosaina eo amin’ny kianjan’ny Ans Ampefiloha ihany, araka ny nambaran’ny filohan’ny kaomisiona teknika ao amin’ity rafitra ity, Atoa Jean Noel,  ny Fta sy Rczami ary ny Rcva sy Jra .

Vokatry ny 1/4-dalana omaly alahady 12 janoary 2019 :

Crai Ambalavao Isotry 03 – 07 Fta Andavamamba,  Rczami Namontana 26  – 11 Tafaray Tanjombato,  Coa Ambanidia 06 – 08 Rcva Ampasanimalo,  Jra Andranomanalina 14 – 11 Rctm Morarano

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT