Sport

Rugby teny amin’ny kianja Makis Niaina tao anaty andro tsara ihany koa


  • Alatsinainy 18 Novambra 2019

Toy ny nanatrehana ny lalaon’ny Barea sy Ethiopie tetsy Mahamasina tao anaty andro tsy nisy orana dia niaina tao anaty andro tsara ihany koa

 

 

ny mpijery lalao rugby teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka omaly alahady 17 novambra 2019 ka nahazoana ny vokatra :

Lalao sokajy vehivavy : 3Fb 73 – 05 Crai  ; Scb 100 – 10 Rcts

Lalao sokajy Federaly 2 : Uirc 13 – 18 Hiza 17  ;  Afa 08– 03 Fta  ;  Ftam 10 – 17 Uasc

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT