Sport

Rugby Silver Cup 2018 Lavon’i Zambie 31-29 ny Makis Malagasy


  • Alatsinainy 16 Jolay 2018

Mijanona eo amin’ny Vondrona B misy azy i Madagasikara fa lavon’i Zambie 31-29 teo amin’ny famaranana “Zone sud” tamin’ny sabotsy teo tany Lusaka Zambie.

 

 Nitarika 13-7 teo am-pialantsasatra ny Makis ary mbola nitarika 22-20 hatreo amin’ny 52 minitra vao nihoaran’ny Zambiana 25-22 teo amin’ny minitra faha-58 ary tsy namelany raha tsy lavo 31-29. I Algerie nandresy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire 23-13 tany amin’ny “stade Michel Coulon” tany  Toulouse tao amin’ny “Zone Nord” no hifandrina amin’i Zambie eo amin’ny famaranana hiakarana amin’ny Gold Cup amin’ny herintaona.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT