Sport

Rugby Nitohy ny fampiofanana ampitain-davitra


  • Talata 11 Aogositra 2020

Mitohy hatrany ny fiofanana rugby ampitain-davitra ataon'ireo teknisianina eo anivon’ny Rugby_Afrique izay tarihan'Atoa Adama_Bakhoum sy

 

 

 

Noureddine_Amara tamin'ny alalan'ny Visioconférence nampitaina teto amintsika tamin’ny sabotsy 08 aogositra 2020 lasa teo. Anisan’ireo nanaraka an’izany ny Malagasy toa an-dry Jean Emie Rakotojaona, Tefy Harivony, Antsoniandro, Jhonson Aimé, Veloarison Daniel, Mamy Tsiory Tafitaniaina, Ny Aina Sarah, Rafalimanana Joseph.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT