Sport

Rugby Match de défi Lavon’ny Uirc ny Tam Anosibe


  • Talata 09 Aprily 2019

Lavon’ny Uirc Fivondronana tamin’ny isa (39 – 29) tamin’ny alahady 7 aprily teo tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny fileovana Tam Anosibe teo amin’ny “match de défi” nokarakarain’ny Malagasy

 

 

 

Rugby. Ny XV Fa kosa tetsy an-kilany dia nandavo an’ny 3F 5 (24-22) ary ny Tfma flesy dia nandresy ny Jsta Ambondrona (35-25). Ny lalao famaranana ny AROI hifanandrinan’ny Ftm Manjakaray  sy ny Cosfa Miaramila indray no harahina etsy Mahamasina amin’ny faran’ny herinandro izao. Nambaran’ny filohan’ity rafitra ity, Rakotomalala Marcel fa lalao rugby iraisam-pirenena miisa 10 no  handrasana eto Madagasikara amin’ity 2019 ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT