Sport

Rugby Malagasy Tena miaina amin’ny zava-misy


  • Alatsinainy 11 Mey 2020

Tsy afa-manoatra fa tena miaina amin’ny zava-misy toy ny olon-drehetra miatrika ny “confinement”

 

 

ankehitriny ireo mpilalao rugby Malagasy ka tsy afaka mantsara ny toe-batana amin’ny alalan’ny fanaovana fanazaran-tena hitazomana ny “forme” an’ny tena fa mihomana fotsiny amin’ny fanaovana “footing” sy “musculation” samy irery any aminy any, hoy ny tompon’andraikitra mpikaraka rugby iray eto an-drenivohitra.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT