Rugby lalaovin'olona 7

Resin'i Ouganda ny Makis


  • Talata 02 Jolay 2024

Resy teo amin'ny famaranana teo amin'ny rugby lalaovin'ny olona fito tatsy Maorisy ny Makis.

Ouganda nonnandavo azy tsmi'ny isa 34 noho 12.Reraka ny Makis ka tsy nahatohotra intsony ireo avy any Ouganda izay sady lava no ranjana.Tsara na izany aza ny vokatra satria firenena maro no nasaina. Maro mpanohana koa moa ny Makis saingy reraka ihany.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT