Sport

Rugby FTMR Amboaran’ny Noely Lalao 7 no harahina etsy Mahamasina rahampitso


  • Sabotsy 22 Desambra 2018

Lalao rugby miisa 7 be izao fiadiana ny amboaran’ny Noely sady tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-10 taonan’ny FTMR “Fikambanan’ny tanora

mpilalao Rugby eny amin’ny faritra iva tarihan-dRakotondrafara Jean Herinaina “Naina Be” no harahin’ny mpankafy an’ity taranja ity etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina  rahampitso alahady 23 desambra 2018 ary hiadiana omby mifahy amin’ny ankapobeny.

 

7:00-XV Saha # Fifita

8:30-Rcm #  XV Matic

10:00-Rosa # Ftfa Andavamamba (D-1 ady omby)

11:30-Cosm du Sud # Kma

12:30-Amazone # Rcac

14:00-Jsaa # Soma Sud

15:00-Matadore A # Scb Besarety (Grande finale D-1)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT