Sport

Rugby ankatoky ny famaranana Coupe d’Analamanga Ny Tfa sy XV Family no tafavoaka


  • Talata 13 Martsa 2018

Ny Tfa Anatihazo sy ny XV Family no hiatrika ny lalao famaranan’ny fiadiana ny “Coupe d’Analamanga” eo amin’ny sehatry ny rugby à XV. Voalik’izy ireo avy ny Irc sy ny Tfma tetsy amin’ny kianja Malacam amin’ireo lalao manasa-dalana.

 

Tahaka izao ireo voka-dalao :

Rugby vehivavy

3Fb  53-00  Matadorea ; Jsm  25-10  Fanja ; Uasc  35-11 Rosa

1/2 Finale Coupe Top 9 lehilahy

Tfma  18 -  22  XV Family ; Irc  16-20  Tfa.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT