Sport

Rugby Analamanga Mitohy ao anaty disadisa ireo lalao


  • Zoma 08 Septambra 2017

Notaterina teto omaly fa mbola ao anatin’ny disadisa tanteraka indray ankehitriny ny taranja rugby eto Analamanga.

Hatreto dia tsy misy vaholana antenaina mihitsy fa samy mitana ny heviny ireo mpitantana ny Analamanga Rugby an-kilany sy ny “Comité Technique Fédéral” an-daniny ary dia samy mikarakara lalao.

Eny amin’ny kianjan’ny Makis eny Andohatapenaka izao dia hisy hatrany ny lalao rahampitso sabotsy 9 sy alahady 10 septambra. Lalao sabotsy : D-2 vehivavy : 8:00- Crai # XV Beravina ; Elite Régionale : 10:00-Csb # Ftba ; 12:00-Jca # Tmaa. Elite Fédérale : 13:00-Cosfa # 3F5 ; 15:00-Uirc # XV Avenir. Alahady : Elite régionale : 8:30-Cpi # Fitamiba ; 10:00-Mang’Arts # Rosa ; 12:00-Lions # Nanouah. Elite Fédérale : 13:00-Ftm # XV Fa ; 15:00-Usa # Stm.

Eny amin’ny kianjan’i Malacam kosa amin’ny alahady 10 septambra mitohy ny koa ireo lalao ary tena handrasana fatra ny fihaonan’ny Tfma sy 3Fb miady ny lohany :

Seksiona Vakiniadiana : 7:30-Fitasoa # Journal ; 9:00-Soe # Uasc ; 11:00-XV Family # Matadore A ; 13:00-Tfa # Irc 15:00-Tfma # 3Fb

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT