Sport

Rugby - Ampahefa-dalan’ny Elite Federal 2 Lavo avokoa ireo ekipan’ny Faritany roa


  • Talata 28 Janoary 2020

Tontosa tamin’ny alahady 26 janoary 2020 teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka sy tany amin’ny kianja monispalin’i Toamasina ny

 

 

 

lalao ampahefa-dalana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy Elite Federal 2. Lavo avokoa tamin’izany ireo ekipa 2 avy any amin’ny Faritany (Boeny sy Atsinanana).

VOKA-DALAO AZO

Teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka :

Mang’Art Manjakaray 71 - 19 Boeny Misoma Mahajanga  ;  XV Family Manarintsoa Est 25 - 27 Soe Stade  ;  Ftat Anosibe 16 - 22 Uasc Cheminots.

Tany amin’ny kianja monisipalin’i Toamasina :

Fbm Bemasoandro 20 – 15  Atsinanana Rugby.

 

Tsy notanterahina kosa noho ny antony manokana ny lalao Gold Top 20-2019 fiadian-toerana  tokony ho nihaonan’ny 3Fb Fahasalamana sy ny  Uscar Fivondronana tamin’io alahady 26 janoary io.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT