Sport

Rugby - Amboaran'i Afrika Nandresy ny Makis vehivavy


  • Alakamisy 25 Mey 2023

Nivoaka ho mpandresy ny Makis vehivavy tetsy Andohatapenaka raha nihaona tamin'ny Kamerona.

Isa mazava 30 noho 10 no nisarahan'ny roa tonta teo anatrehan'ny mpijery marobe. Mpijery izay efa nanampo ihany ity vokatra ity satria dia azo lazaina ho gana malemy ity ekipan'ny Kamerona ity. Mba tsy gisitra izany aloha ny Makis tamin'ity fifaninanana ity. Mbola mila mezaka anefa manoloana ireo firenena hafa toa an'i Kenya sy Afrika Atsimo raha tsy hiteny afatsy ireo. Ny mahafaly dia tsy maintsy hanao ezaka hanatsarana ity Kianja Makis ity ny fitondrana satria handraisana ny Lalaon'ny Nosy ity toerana ity .
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT