Sport

Rugby-amboara eran-tany Lavon’ny Frantsay ny Kanadiana


  • Zoma 02 Oktobra 2015

Nomontsanin’ny XV de France tamin’ny isa 41 no 18 ny ekipam-pirenena Kanadianina halina ao anatin’ny lalao fifanintsanana amin’ny sokajy D amin’ny fiadiana ny amboara erantany

 

 

. Nifandanja ihany ny lalao tany am-piandohana saingy hita ihany ny traikefan’ny Frantsay. I Irlandy indray no hifandona manaraka amin-dry zareo Frantsay. Fa tao amin’ny sokajy A kosa, omaly ihany dia resin’i Pays de Galles 23-13 i Fidji. Ao anatin’ny fandaharam-potoana anio zoma ny fifandonan’ny All Blacks amin’i Georgie. Rahampitso kosa dia lalao andrasan’ny maro ny an’ny Afrika atsimo-Ecosse sy Angletera-Aostralia satria voasokajy ho anisan’ireo ekipa mamiratra izy 4 ireo.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT